Mahafaly ny mizara amintsika ny fandaharam-potoana SLK FPMA Paris amin’ito taona 2026 ito.
| Daty | Antony | Toerana |
|---|---|---|
| Sabotsy 07 febroary | Fifampiarahabana taom-baovao SLK | Chatenay-Malabry |
| Sabotsy 28 marsa | AG SLK Tafo Paris | Chatenay-Malabry (9ora30-12ora atoandro) |
| Sabotsy 02 mey | Randronnée Challenge anasana ny fiangonanana | |
| Sabotsy 20 jona | Rindrakira SLK CHOEUR d’HOMME | Eglise FPMA Paris |
| Alahady 21 jona | Alahady SLK fetin’ny ray | Fandraisana anjara amin’ny fotoam-pivavahana / Fanolorana fanomezana ho an’ny ray |
| Sabotsy 27 jona | Barbacue famaranana ny taom-piasana | Saint-Cloud |
| Sabotsy 17 octobra – alahady 18 octobra | Zaikabe SLKI – SVKI | Dijon |
| Zoma 20 novambra – 21 novambra | Lasy SLK hanasàna ireo lehilahy eto am-piangonana | Maison Concorde La Ferté sous Jouarre |
