Ainga SLK 2026

Mahafaly ny mizara amintsika ny fandaharam-potoana SLK FPMA Paris amin’ito taona 2026 ito.

DatyAntonyToerana
Sabotsy 07 febroaryFifampiarahabana taom-baovao SLKChatenay-Malabry
Sabotsy 28 marsaAG SLK Tafo ParisChatenay-Malabry (9ora30-12ora atoandro)
Sabotsy 02 meyRandronnée Challenge anasana ny fiangonanana
Sabotsy 20 jonaRindrakira SLK CHOEUR d’HOMMEEglise FPMA Paris
Alahady 21 jonaAlahady SLK fetin’ny rayFandraisana anjara amin’ny fotoam-pivavahana / Fanolorana fanomezana ho an’ny ray
Sabotsy 27 jonaBarbacue famaranana ny taom-piasanaSaint-Cloud
Sabotsy 17 octobra – alahady 18 octobraZaikabe SLKI – SVKIDijon
Zoma 20 novambra – 21 novambraLasy SLK hanasàna ireo lehilahy eto am-piangonanaMaison Concorde La Ferté sous Jouarre